SR THECLE MERLO, mendrika hajaina

 (Mpiara-manorina sady lehibem-pikambanana  voalohan'ny masera Filles de Saint Paul).

Iza moa izy?

I Masera Tecla Merlo dia teraka tamin'ny 20 Febroary 1894 tao Castagnito (Cuneo Piémont- Italie). Faharoa amin'ny zaza efatra naterak'i Ettore  Vinceza Rolondo izy.

 Tamin'ny 27 Jona 1915 izy no nihaona voalohany tamin'i Don Jacques Alberione tao Alba tao amin'ny paroasy Saint Come sy Damien. Nanaiky ny fangatahana sy ny  toro-hevitr'i Don Alberione izy ka niara-nanomboka taminy ny faniriany hanorina ny Filles de Saint Paul.

Ny 22 jollay 1922 izy no nanao ny voady voalohany sady nandraisany ny anarana hoe Thècle, ary  voatendren'i Don Alberione ho lehibem-pikambanan’ny Filles de Saint Paul.

Tamin'ny 28 Jona 1961, fetin'ny Trinité Masina izy no nanolotra ny tenany manontolo mba hahamasina ny  Filles de Saint Paul rehetra.

Maty tao Albano (Rome) izy ny 05 Febroary 1964 tao amin'ny hopitaly Regina Apostolorum.

Ary tamin'ny 22 Janoary 1991 no nanambarana azy ho Mendrika hajaina. 

Filles de Saint Paul