Ny Fianakaviana Paolinianina
Ho fitoriana ny Vaovao Mahafaly amin’ny alalan’ny fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona dia nanorina ny fikambana Société St Paul (Mômpera sy Frera) tamin’ny 20 Aogositra 1914. Taorian’izany dia ireto ihany koa ireo fikambanan-drelijiozy naoriny:
- Société Saint-Paul (1914)
- Filles de St Paul (1915)
- Soeurs disciple de Divin Maitre (1924)
- Soeurs de Jésus Bon Pasteur (1938)
- Soeurs Apostolines (1959)
Misy ihany koa fikambanana lahika (instituts séculiers) noforoniny dia ny
- Saint Gabriel Archange ( fikambanana ho an’ny lehilahy) (1960)
- Marie de l’Annociation (fikambanana ho an’ny vehivavy) (1960)
- Fianakaviana Masina (ivondronan’ny fianakaviana) (1960)
- Jésus Prêtre (natao hoan’ny eveka na pretra diosezianina fa te hiaina ny fiainam-panahy paolinianina. (1960)
- Cooperateurs Pauliniens (Fikamban’ny mpiara-miombon’antoka Paolinianina) (1917)
Ny tanjom-piainan’ny fianakaviana Paolinianina araka ny nanorenan’i Mômpera Alberione azy dia miaina sy mivelona manontolo ny Evanjely toy ny nataon’i Md Paoly. «Velona aho fa tsy izaho intsony no velona fa i Kristy no velona ato amiko » Gal 2,20
Ireo Olontsambatra sy mendrika hajaina ao amin’ny Fianakaviana Paolinianina:
- Olontsambatra Jacques Alberione
- Mendrika hajainaTecla Merlo
- OlontsambatraTimothée Giaccardo
- Mendrika hajaina Francesco Chiesa
- Mendrikahajaina Maggiorino Vigolungo
- Mendrika hajaina André Borello
- Mendrika hajaina Scolastica Rivata