Ireo Olontsambatra sy mendrika hajaina ao amin’ny Fianakaviana

Paolinianina:

Filles de Saint Paul

Ny Fianakaviana Paolinianina

Ho fitoriana ny Vaovao Mahafaly amin’ny alalan’ny fitaovam-pifandraisan’ny mpiara-belona dia nanorina ny fikambana Société St Paul  (Mômpera sy Frera) tamin’ny 20 Aogositra 1914. Taorian’izany dia ireto ihany koa ireo fikambanan-drelijiozy naoriny:

Misy ihany koa fikambanana lahika (instituts séculiers) noforoniny dia ny

Ny tanjom-piainan’ny fianakaviana Paolinianina araka ny nanorenan’i Mômpera Alberione azy dia miaina sy mivelona manontolo ny Evanjely toy ny nataon’i Md Paoly. «Velona aho fa tsy izaho intsony no velona fa i Kristy no velona ato amiko » Gal 2,20

Ireo Olontsambatra sy mendrika hajaina ao amin’ny Fianakaviana Paolinianina: